Joela 2:26 MG1865

26 Ary hihinana ianareo ka ho voky dia hidera ny anaran'i Jehovah Andriamanitrareo, fa mahagaga ny fitondrany anareo; Ary tsy ho menatra mandrakizay oloko.

Vakio ny toko manontolo Joela 2

Jereo Joela 2:26 amin'ny teny manodidina.