Joela 2:3 MG1865

3 Eo alohany misy afo mandevona, ary any aoriany misy lelafo mandoro; Tahaka ny saha Edena ny tany eo alohany, fa ny any aoriany kosa dia tahaka ny efitra foana, eny, tsy misy tsy azony.

Vakio ny toko manontolo Joela 2

Jereo Joela 2:3 amin'ny teny manodidina.