Jona 1:7 MG1865

7 Ary dia samy nanao tamin'ny namany hoe izy: Avia isika hanao filokana mba hizahantsika izay mahatonga izao loza izao amintsika. Dia nanao filokana izy, ka Jona no azo.

Vakio ny toko manontolo Jona 1

Jereo Jona 1:7 amin'ny teny manodidina.