Jona 2:10 MG1865

10 Fa izaho, dia feo midera no entiko mamono zavatra hatao fanatitra ho Anao, Ary izay nivoadiako dia hefaiko; An'i Jehovah ny famonjena. Ary Jehovah nandidy ilay hazandrano, ka dia naloany ho eny amin'ny tany maina Jona.

Vakio ny toko manontolo Jona 2

Jereo Jona 2:10 amin'ny teny manodidina.