Jona 2:3 MG1865

3 ka nanao hoe: Niantso an'i Jehovah tamin'ny fahoriako aho, Ka dia namaly ahy Izy; Tao anatin'ny fiainan-tsi-hita no nitarainako, Dia nihaino ny feoko Hianao.

Vakio ny toko manontolo Jona 2

Jereo Jona 2:3 amin'ny teny manodidina.