Jona 2:6 MG1865

6 Ny rano nanarona ahy hatramin'ny aiko, Ny lalina namefy ahy manodidina; Ny zava-maniry any an-dranomasina nisingotra manodidina ny lohako.

Vakio ny toko manontolo Jona 2

Jereo Jona 2:6 amin'ny teny manodidina.