Jona 4:9 MG1865

9 Fa hoy Andriamanitra tamin'i Jona: Moa mety va izao firehitry ny fahatezeranao ny amin'ny tanantanamanga izao ? Ary hoy izy: Mety ny hahatezerako na dia mandra-pahafatiko aza.

Vakio ny toko manontolo Jona 4

Jereo Jona 4:9 amin'ny teny manodidina.