Levitikosy 10:11 MG1865

11 ary mba hampianarinareo ny Zanak'Isiraely ny didy rehetra izay nasain'i Jehovah holazain'i Mosesy taminy.

Vakio ny toko manontolo Levitikosy 10

Jereo Levitikosy 10:11 amin'ny teny manodidina.