7 Ary aza miala eo anoloan'ny varavaran'ny trano-lay fihaonana, fandrao maty ianareo; fa efa mby aminareo ny diloilo fanosoran'i Jehovah. Dia nanao araka ny tenin'i Mosesy izy.
Vakio ny toko manontolo Levitikosy 10
Jereo Levitikosy 10:7 amin'ny teny manodidina.