Levitikosy 11:10 MG1865

10 fa izay rehetra tsy misy vombony sy kirany kosa, na ao anatin'ny ranomasina, na ao anatin'ny ony, na amin'izay rehetra mihetsiketsika ao anaty rano sy amin'ny zava-manan'aina izay ao anaty rano; fahavetavetana aminareo ireny;

Vakio ny toko manontolo Levitikosy 11

Jereo Levitikosy 11:10 amin'ny teny manodidina.