Levitikosy 11:27 MG1865

27 Ary izay rehetra mandeha amin'ny faladiany, amin'ny biby rehetra izay mandia tongotra efatra, dia zava-maloto aminareo; haloto mandra-paharivan'ny andro izay rehetra mikasika ny fatiny.

Vakio ny toko manontolo Levitikosy 11

Jereo Levitikosy 11:27 amin'ny teny manodidina.