Levitikosy 11:31 MG1865

31 Ireo no maloto aminareo amin'ny biby rehetra izay mandady na mikisaka; izay rehetra mikasika ny fatin'ireo dia haloto mandra-paharivan'ny andro.

Vakio ny toko manontolo Levitikosy 11

Jereo Levitikosy 11:31 amin'ny teny manodidina.