Levitikosy 11:35 MG1865

35 Ary haloto izay zavatra rehetra ilatsahan'ny fatin'ireo, na fanendasana, na vilany mirakotra, dia hovakivakina izany; fa maloto ireny, ary ho zava-maloto aminareo.

Vakio ny toko manontolo Levitikosy 11

Jereo Levitikosy 11:35 amin'ny teny manodidina.