Levitikosy 11:38 MG1865

38 Fa raha misy voan-javatra nalona tamin'ny rano ka ilatsahan'ny fatiny, dia ho zava-maloto aminareo izany.

Vakio ny toko manontolo Levitikosy 11

Jereo Levitikosy 11:38 amin'ny teny manodidina.