Levitikosy 11:40 MG1865

40 Ary izay mihinana amin'ny fatiny dia hanasa ny fitafiany, ary haloto mandra-paharivan'ny andro; ary izay mitondra ny fatiny dia hanasa ny fitafiany sady haloto mandra-paharivan'ny andro

Vakio ny toko manontolo Levitikosy 11

Jereo Levitikosy 11:40 amin'ny teny manodidina.