Levitikosy 11:44 MG1865

44 Fa Izaho no Jehovah Andriamanitrareo, dia manamasina ny tenanareo, ka dia ho masina ianareo, satria masina Aho; ary aza mandoto ny tenanareo amin'izay zavatra mandady na mikisaka amin'ny tany.

Vakio ny toko manontolo Levitikosy 11

Jereo Levitikosy 11:44 amin'ny teny manodidina.