Levitikosy 13:13 MG1865

13 ary zahan'ny mpisorona, ka hitany fa manenika ny tenany rehetra ny habokana, dia hataony hoe madio ilay marary; fa efa niova ho fotsy avokoa izy, ka dia madio.

Vakio ny toko manontolo Levitikosy 13

Jereo Levitikosy 13:13 amin'ny teny manodidina.