Levitikosy 13:37 MG1865

37 Nefa raha hitany fa tsy mitombo ny aretina, ka misy volo mainty maniry eo, dia sitrana ny kongonina, ka madio izy; ary hataon'ny mpisorona hoe madio.

Vakio ny toko manontolo Levitikosy 13

Jereo Levitikosy 13:37 amin'ny teny manodidina.