Levitikosy 13:39 MG1865

39 ary zahan'ny mpisorona, ka hitany fa misy mifaritra fotsy eo amin'ny hoditry ny nofony mangirana, nefa matromatroka, dia aretina mamentimpetina fotsy mipoipoitra eo amin'ny hoditra izany, madio izany.

Vakio ny toko manontolo Levitikosy 13

Jereo Levitikosy 13:39 amin'ny teny manodidina.