Levitikosy 13:43 MG1865

43 Ary raha zahan'ny mpisorona izy ka hitany fa tera-mena somary fotsy no famontsin'ny aretina eo amin'ny loha sola, na eo amin'ny mazavaray, tahaka ny fisehon'ny habokana eo amin'ny hoditry ny nofo,

Vakio ny toko manontolo Levitikosy 13

Jereo Levitikosy 13:43 amin'ny teny manodidina.