Levitikosy 13:45 MG1865

45 Ary ny amin'izay efa boka mihitsy, dia lamba triatra no ho fitafiany, ary hirakaraka ny volony, dia hisarom-bava izy sady hiantsoantso hoe: Maloto e! maloto e!

Vakio ny toko manontolo Levitikosy 13

Jereo Levitikosy 13:45 amin'ny teny manodidina.