49 raha maitsomaitso na menamena eo amin'ny fitafiana ny aretina, na eo amin'ny hoditra, na eo amin'izay ho tenany, na izay ho fahany, na eo amin'ny zavatra natao tamin'ny hoditra, dia habokana izany ka haseho amin'ny mpisorona.
Vakio ny toko manontolo Levitikosy 13
Jereo Levitikosy 13:49 amin'ny teny manodidina.