5 Ary raha zahan'ny mpisorona amin'ny andro fahafito izy, ka hitany fa tsy mitombo ny aretina sady tsy manitatra eo amin'ny hoditra, dia hatokany toerana hafitoana indray izy;
Vakio ny toko manontolo Levitikosy 13
Jereo Levitikosy 13:5 amin'ny teny manodidina.