Levitikosy 13:51 MG1865

51 Ary raha zahany ny aretina amin'ny andro fahafito, ka nanitatra teo amin'ny fitafiana ny aretina, na teo amin'izay ho tenany, na izay ho fahany, na teo amin'ny zavatra natao tamin'ny hoditra, dia habokana mafy izany, ka dia maloto.

Vakio ny toko manontolo Levitikosy 13

Jereo Levitikosy 13:51 amin'ny teny manodidina.