Levitikosy 13:57 MG1865

57 Ary raha mbola misy miseho eo amin'ny fitafiana indray izy, na eo amin'izay ho tenany, na izay ho fahany, na eo amin'ny zavatra natao tamin'ny hoditra, dia aretina mipoipoitra izany, ka hodorana amin'ny afo izay misy izany.

Vakio ny toko manontolo Levitikosy 13

Jereo Levitikosy 13:57 amin'ny teny manodidina.