Levitikosy 15:11 MG1865

11 Ary izay rehetra voakasiky ny marary mitsika, kanefa ilay marary tsy mbola nanasa ny tànany tamin'ny rano, dia hanasa fitafiana sy handro amin'ny rano ary haloto mandra-paharivan'ny andro.

Vakio ny toko manontolo Levitikosy 15

Jereo Levitikosy 15:11 amin'ny teny manodidina.