Levitikosy 15:20 MG1865

20 Ary ny zavatra rehetra izay andriany amin'ny andro fahalotoany dia haloto koa; ary ny zavatra rehetra izay ipetrahany dia haloto koa.

Vakio ny toko manontolo Levitikosy 15

Jereo Levitikosy 15:20 amin'ny teny manodidina.