Levitikosy 15:28 MG1865

28 Fa raha sitrana amin'ny faharariany ravehivavy, dia hiandry hafitoana izy, ary rehefa afaka izany, dia hadio izy.

Vakio ny toko manontolo Levitikosy 15

Jereo Levitikosy 15:28 amin'ny teny manodidina.