Levitikosy 16:16 MG1865

16 Dia hanao fanavotana ho an'ny fitoerana masina izy noho ny fahalotoan'ny Zanak'Isiraely sy ny fahadisoany, dia ny fahotany rehetra; ary toy izany koa no hataony ho an'ny trano-lay fihaonana, izay mitoetra eo aminy, eo afovoan'ny fahalotoany.

Vakio ny toko manontolo Levitikosy 16

Jereo Levitikosy 16:16 amin'ny teny manodidina.