Levitikosy 16:32 MG1865

32 Ary ny mpisorona, izay hohosorana sy hatokana ho mpisorona hisolo ny rainy, dia hanao fanavotana; ary hitafy ny fitafiana rongony fotsy izy, dia ny fitafiana masina.

Vakio ny toko manontolo Levitikosy 16

Jereo Levitikosy 16:32 amin'ny teny manodidina.