Levitikosy 16:5 MG1865

5 Ary ny fiangonan'ny Zanak'Isiraely, dia handraisany osilahy roa hatao fanatitra noho ny ota sy ondrilahy izay hatao fanatitra dorana.

Vakio ny toko manontolo Levitikosy 16

Jereo Levitikosy 16:5 amin'ny teny manodidina.