Levitikosy 18:17 MG1865

17 Aza mandry amin'ny vehivavy sy ny zananivavy; aza maka ny zanakavavin'ny zananilahy, na ny zanakavavin'ny zananivavy, handry aminy; havany akaiky ireo, ka fahavetavetana izany.

Vakio ny toko manontolo Levitikosy 18

Jereo Levitikosy 18:17 amin'ny teny manodidina.