Levitikosy 18:23 MG1865

23 Ary aza mandry amin'ny biby handoto ny tenanao aminy; ary aoka tsy hisy vehivavy hety handrian'ny biby; fa zavatra fady indrindra izany.

Vakio ny toko manontolo Levitikosy 18

Jereo Levitikosy 18:23 amin'ny teny manodidina.