Levitikosy 18:26 MG1865

26 Fa mitandrema ny didiko sy ny fitsipiko ianareo, ka aza misy ataonareo izany fahavetavetana izany, na ny tompon-tany, na ny vahiny eo aminareo

Vakio ny toko manontolo Levitikosy 18

Jereo Levitikosy 18:26 amin'ny teny manodidina.