20 Ary raha misy mandry amin'ny andevovavy izay voafofon'olona ho vadiny, ka tsy voavotra na voavotsotra ho olom-potsy ravehivavy, dia hofaizana izy roroa, fa tsy hatao maty, satria tsy olompotsy ravehivavy.
Vakio ny toko manontolo Levitikosy 19
Jereo Levitikosy 19:20 amin'ny teny manodidina.