22 ary ny mpisorona hanao fanavotana ho azy amin'ilay ondrilahy hatao fanati-panonerana, eo anatrehan'i Jehovah, noho ny fahotana izay nataony; dia havela izany fahotany izany.
Vakio ny toko manontolo Levitikosy 19
Jereo Levitikosy 19:22 amin'ny teny manodidina.