Levitikosy 19:29 MG1865

29 Aza mampijangajanga ny zanakao-vavy hampahaloto azy, fandrao hijangajanga ny tany ka ho feno fahavetavetana.

Vakio ny toko manontolo Levitikosy 19

Jereo Levitikosy 19:29 amin'ny teny manodidina.