Levitikosy 19:31 MG1865

31 Aza mivily hanaraka izay manao azy ho tsindrian-javatra, na mitady saina amin'ny mpanao hatsarana, hahaloto anareo aminy: Izaho no Jehovah Andriamanitrareo.

Vakio ny toko manontolo Levitikosy 19

Jereo Levitikosy 19:31 amin'ny teny manodidina.