Levitikosy 19:34 MG1865

34 Ny vahiny eo aminareo dia hataonareo tahaka ny tompon-tany aminareo ihany ka ho tianao tahaka ny tenanano; fa efa mba vahiny tany amin'ny tany Egypta ianareo: Izaho no Jehovah Andriamanitrareo.

Vakio ny toko manontolo Levitikosy 19

Jereo Levitikosy 19:34 amin'ny teny manodidina.