Levitikosy 19:9 MG1865

9 Ary raha mijinja ny vokatry ny tanimbarinareo ianareo, dia aza jinjana avokoa ny eny an-tsisiny; ary aza tsimponina izay latsaka avy amin'ny vokatrao.

Vakio ny toko manontolo Levitikosy 19

Jereo Levitikosy 19:9 amin'ny teny manodidina.