4 Ary raha manatitra fanatitra hohanina voaendy amin'ny fanendasa-mofo ianao, dia aoka ho mofo tsy misy masirasira atao amin'ny koba tsara toto sady voaharo diloilo sy mofo manify tsy misy masirasira sady voahoso-diloilo.
Vakio ny toko manontolo Levitikosy 2
Jereo Levitikosy 2:4 amin'ny teny manodidina.