Levitikosy 23:10 MG1865

10 Mitenena amin'ny Zanak'Isiraely hoe: Rehefa tonga any amin'ny tany izay omeko anareo ianareo ka hijinja ny vokatra any, dia mitondrà amboara iray amin'ny voaloham-bokatrareo ho any amin'ny mpisorona ianareo;

Vakio ny toko manontolo Levitikosy 23

Jereo Levitikosy 23:10 amin'ny teny manodidina.