Levitikosy 23:12 MG1865

12 Ary amin'izay andro hanevahevanareo ny amboara dia manatera zanak'ondrilahy tsy misy kilema izay iray taona ho fanatitra dorana ho an'i Jehovah.

Vakio ny toko manontolo Levitikosy 23

Jereo Levitikosy 23:12 amin'ny teny manodidina.