Levitikosy 23:15 MG1865

15 Ary manisà ho anareo hatramin'ny ampitson'ny Sabata, dia hatramin'izay andro itondranareo ny amboara ho fanatitra ahevaheva, dia fito herinandro mipaka.

Vakio ny toko manontolo Levitikosy 23

Jereo Levitikosy 23:15 amin'ny teny manodidina.