Levitikosy 23:17 MG1865

17 Ary mitondrà mofo roa avy amin'ny fonenanareo ho fanatitra ahevaheva; hatao amin'ny koba tsara toto roa ampahafolon'ny efaha izy ka hasiana masirasira raha hendasina; voaloham-bokatra ho an'i Jehovah izany.

Vakio ny toko manontolo Levitikosy 23

Jereo Levitikosy 23:17 amin'ny teny manodidina.