Levitikosy 23:24 MG1865

24 Mitenena amin'ny Zanak'Isiraely hoe: Ny andro voalohany amin'ny volana fahafito dia ho andro fitsaharana ho anareo, dia fahatsiarovana amin'ny fitsofana trompetra, ho fivoriana masina.

Vakio ny toko manontolo Levitikosy 23

Jereo Levitikosy 23:24 amin'ny teny manodidina.