Levitikosy 23:28 MG1865

28 Ary aza manao raharaha akory amin'izany andro izany; fa andro fanavotana izany, hanaovana fanavotana ho anareo eo anatrehan'i Jehovah Andriamanitrareo.

Vakio ny toko manontolo Levitikosy 23

Jereo Levitikosy 23:28 amin'ny teny manodidina.