Levitikosy 23:31 MG1865

31 Aza manao raharaha akory; ho lalàna mandrakizay amin'ny taranakareo hatramin'ny fara mandimby izany eny amin'izay rehetra honenanareo.

Vakio ny toko manontolo Levitikosy 23

Jereo Levitikosy 23:31 amin'ny teny manodidina.