Levitikosy 23:43 MG1865

43 mba ho fantatry ny taranakareo fa nampilasy ny Zanak'Isiraely tao amin'ny trano rantsan-kazo Aho, raha nitondra azy nivoaka avy tany amin'ny tany Egypta: Izaho no Jehovah Andriamanitrareo.

Vakio ny toko manontolo Levitikosy 23

Jereo Levitikosy 23:43 amin'ny teny manodidina.