Levitikosy 24:23 MG1865

23 Ary Mosesy niteny tamin'ny Zanak'Isiraely, dia navoakany teny ivelan'ny toby ilay nanozona ka notorahany vato. Ary ny Zanak'Isiraely dia nanao araka izay efa nandidian'i Jehovah an'i Mosesy.

Vakio ny toko manontolo Levitikosy 24

Jereo Levitikosy 24:23 amin'ny teny manodidina.